Tany Amidy Mora

Tany Amidy Mora - Madagascar
Tany Amidy Mora - Madagascar
Tany Amidy Mora - Madagascar
  • Tany Amidy Mora - Madagascar
  • Tany Amidy Mora - Madagascar
  • Tany Amidy Mora - Madagascar

Type de TransactionVente

Superficie1800 m2

Description :

Tany eny VONTOVORONA, 300m eo eo miala ny OASIS. Efa titré sy borné, akaiky JIRAMA ary tonga fiara tsara. Efa misy trano tsy vita ary efa feno trano (Villa) ny manodidina. Tanàna efa mandroso be ary mbola handroso hatrany satria efa misy "Projet d'Urbanisme" mandeha eny amin'izao.

Mirefy 1800 m² ny tany ary tena mbola vidiny mora io andefasana azy io raha ampitahaina amin'ny vidin'ny tany eny amin'izao fotoana izao.

ARARAOTY ARY 

NB : VISITE SUR RENDEZ-VOUS TSY MISY DROIT 

Qu'avez-vous à vendre?

Vendez tout ce que vous voulez gratuitement Jumia

Publiez votre annonce gratuitement !
Chargement