Type de TransactionVente
Superficie75000 m2
Description :
Maika vola, tany mirefy 7,5 ha Andasibe Moramanga, titré et borné
2km tsy hatongavana am entrée Parc Analamazoatra. mitsofoka 100 miala am Rn2 (tonga ny fiara), misy rano. Mety hanaovana bungalow, dobo, maison de campagne. Tompony mivantana. 4000ar /m2, miady kely, tsy morcelable