TETIK'ASA TRANO

TETIK'ASA TRANO - Madagascar
  • TETIK'ASA TRANO - Madagascar
Description :

PROJET AMIDY ahitana:
- 01 Living/Salle a manger;
- 01 Cuisine a l'americaine;
- 02 Chambres;
- 01 Douche/toilette.

Misy Plan anarahana ny asa;
Misy lisitra sy ny isan'ny akora ilaina amin'izany;
Misy plan d'agencement Interieur;
Misy sary 3D endrika ivelany ny trano;
Maimai-poana ny manontany ( en ligne) raha misy zavatra tsy azo na tiana anontaniana momban'ny projet ( technique, loko, materiaux,...).

Vidiny: 150.000ariary

Aza adino ny mitsidika sy manao "j'aime" ny pejy facebook " TRANO NORMA"

Qu'avez-vous à vendre?

Vendez tout ce que vous voulez gratuitement Jumia

Publiez votre annonce gratuitement !
Chargement